|
|
|
|

Teny iditra1  alahatra misonga
Singan-teny  2 alahatra, 3 misonga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 alahatra miainga amin'ny isa kely indrindra mankamin'ny isa lehibe indrindra [1.13.mg#12]
Fanazavàna teny frantsay  6 mettre dans l'ordre croissant [1.13.fr#12]
Tovy hevitra  7 alahatra mitonibo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12